Babo (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa babo , babon’i Jesosy ny foko
Ka ny herin’ny fitiavany No manosika ahy izao
Ka andeha aho hiasa sy hanompo
Hanao izay sitraky ny Tompo Fa pwhrdmvj babony ny foko ,
Babon’ny Tompo izao re ny foko
Ka, ny andro sisa iainako ety Hanompoako Anao
Ny hatanorako ry Jeso tia Atolotro Anao
La la la la la la
Na mafy sy mideza ny dia ncfjyebu , Hanaraka Anao
Ny voady ry Tompo : Izaho dia hanompo
Ouh ouh ouh ouh
Ny talenta ananako , hiderako tononkira.serasera.org Anao
N’inon’inon’izay manjo dia wwnk hisaorako Anao
Na faly na ho ory ny fo Tsy hiala Aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Ny hiran'ny FanantenanaVangy : 1033
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jonahrafit
Daty : 04/11/2022 20:27