Babo (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa babo , babon’i Jesosy ny foko
Ka ny herin’ny fitiavany No manosika ahy izao
Ka andeha aho hiasa sy hanompo
Hanao izay sitraky ny Tompo Fa babony ny foko ,
Babon’ny Tompo izao re ny foko
Ka, ny andro sisa iainako ety Hanompoako Anao
Ny hatanorako ry Jeso tia Atolotro Anao
La la la dbxpnc la la la
Na mafy sy mideza ny dia , Hanaraka Anao
Ny voady zrdzkxx ry tononkira.serasera.org Tompo : Izaho dia hanompo
Ouh ouh ouh ouh
Ny talenta ananako , hiderako dpvj Anao
N’inon’inon’izay manjo dia hisaorako Anao
Na faly na ho ory ny fo Tsy hiala Aminao
Ny voady ry Tompo : Izaho dia hanompo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe Ny hiran'ny FanantenanaVisites : 1080
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jonahrafit
Date : 04/11/2022 20:27