Anio (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anio ‘lay andro natokana ho ahy
Hanolorako ny fiainako ho Anao Jesosy o!
Ka ‘zay rehetra tsy mahasoa nataoko taloha
Alevina anaty rano dqwltwp ho foana avokoa
Atolotro fa foiko ny tenako ho Anao
Amboary re diovy ny fo ho madio
Manomboka ny ady ka tario agwqx
Aza avelanao ho irery
Mba omeo ny fanahy
Tehirizo ho Anao mandrakizay
Navelako tononkira.serasera.org any ‘reo toetra ratsiko
Mba soloy toetra vaovao
Hahaizako manao ‘zay sitrakao
Atolotro fa foiko ny tenako ho Anao
Amboary mawohca re diovy ny fo ho madio
Manomboka ny ady ka tario
Aza avelanao ho irery
Mba omeo ny fanahy
Tehirizo ho Anao mandrakizay
Hanolorako ny fiainako ho Anao Jesosy o!
Ka ‘zay rehetra tsy mahasoa nataoko taloha
Alevina anaty rano dqwltwp ho foana avokoa
Atolotro fa foiko ny tenako ho Anao
Amboary re diovy ny fo ho madio
Manomboka ny ady ka tario agwqx
Aza avelanao ho irery
Mba omeo ny fanahy
Tehirizo ho Anao mandrakizay
Navelako tononkira.serasera.org any ‘reo toetra ratsiko
Mba soloy toetra vaovao
Hahaizako manao ‘zay sitrakao
Atolotro fa foiko ny tenako ho Anao
Amboary mawohca re diovy ny fo ho madio
Manomboka ny ady ka tario
Aza avelanao ho irery
Mba omeo ny fanahy
Tehirizo ho Anao mandrakizay
--------
Rohy:
Hevitra
jonahrafit
(
28/09/2022 15:59)
hira fanao amin'ny Batisa izy ity
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Ny hiran'ny FanantenanaVangy : 918
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : jonahrafit
Daty : 28/09/2022 16:05
