Ry Namako (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) (O ry namako ô,) Ry namako ô kycvwtwo ’zay manatrika etoana
(Moa ve fantatrao) Moa ve fantatrao fa mandalo, sy miserana ihany ny eto an-tany tononkira.serasera.org
(Ka jdxgwyk mba dinidiniho) Mba dinidiniho izay iafarana, mba tsy ho neninao (tsy ho neninao), rehefa njay any afara
Ref: Ireo lolom po izay nandifotra anao,
(Feo 1 sy 2 irery)
Soloy teny soa, tumrbeft manombok’izao
Hanadinana anao, any am parany any
Hanadinana anao zany any am parany any.
2) (Indro atoroko anao) atoroko anao izao ny lalana tsara
(Raiso Jesosy Tompo) Raiso Jesosy ho Mpamonjy, sy mpanavotra anao eto an tany
(Atolory azy) Atolory Azy ny fo sy fanahinao, hanadiovany anao (hanadiovany anao) ka ho tonga vaovao.
A/C Valentin RAKOTONDRASOA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaVangy : 191
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valentin0314
Daty : 08/07/2026 08:09