Ry Namako (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) (O ry namako ô,) Ry namako ô zyknlvp ’zay manatrika etoana
(Moa ve fantatrao) Moa ve fantatrao fa mandalo, sy miserana xdrdvm ihany ny eto an-tany
(Ka mba dinidiniho) Mba dinidiniho izay iafarana, mba tsy ho neninao (tsy ho tononkira.serasera.org neninao), rehefa njay any afara
Ref: Ireo lolom po izay nandifotra anao,
(Feo 1 sy 2 irery)
Soloy teny soa, manombok’izao
Hanadinana cqfo anao, any am parany any
Hanadinana anao zany any am parany any.
2) (Indro atoroko anao) atoroko anao izao ny lalana tsara
(Raiso Jesosy Tompo) Raiso Jesosy ho Mpamonjy, sy mpanavotra anao eto an tany
(Atolory azy) Atolory Azy ny fo sy fanahinao, hanadiovany anao (hanadiovany anao) ka ho tonga vaovao.
A/C Valentin RAKOTONDRASOA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaVisites : 135
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Valentin0314
Date : 08/07/2026 08:09