Ry Namako (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) (O ry namako ô,) Ry namako ô ’zay manatrika etoana
(Moa ve fantatrao) Moa sflnp ve fantatrao fa mandalo, sy miserana ihany ny eto an-tany
(Ka gerryj mba dinidiniho) Mba dinidiniho izay iafarana, mba tsy ho neninao (tsy ho neninao), rehefa njay any afara
Ref: Ireo lolom po izay nandifotra anao,
(Feo 1 sy 2 irery)
Soloy dpxgszmu teny soa, manombok’izao
Hanadinana anao, any am parany any
Hanadinana anao zany any am parany any.
2) (Indro atoroko anao) atoroko anao izao ny lalana tononkira.serasera.org tsara
(Raiso Jesosy Tompo) Raiso Jesosy ho Mpamonjy, sy mpanavotra anao eto an tany
(Atolory azy) Atolory Azy ny fo sy fanahinao, hanadiovany anao (hanadiovany anao) ka ho tonga vaovao.
A/C Valentin RAKOTONDRASOA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaHits : 136
Likes : 0 Like
Created by : Valentin0314
Date : 08/07/2026 08:09