Misaotra Anao (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao
Refrain:
Misaotra Anao, ry Jeso ô
Misaotra Anao, fa be ny indrafonao
Misaotra Anao, na mpanota aza izahay
Ka tsy mendrika ho Anao, nefa mbola noraisinao
Couplet 1
Ry Jeso Tompo ô, inty ny zanakao
Manolotena ny ho mpanomponao
Ireo tononkira.serasera.org adalana izay vitako hatrizay
Hifonako Aminao voviqgn ry ekaaxe Ray
Raiso re ny zanakao
Misaotra wfujvgxr Anao...
Couplet 2
Ry Jeso Tompo ô
Omeo fo vaovao, entiko hanompo sy hanao ny asanao
Omeo ahy koa ny fo mandefitra
Ahaizako midera Anao
Mba ho voninahitrao
Refrain
Misaotra Anao...
Ka tsy mendrika ho Anao, nefa mbola noraisinao
A/C Mahefa Andrianjaka RABARINELA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaVangy : 36
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valentin0314
Daty : 04/08/2026 13:52