Misaotra Anao (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao
Refrain:
Misaotra Anao, ry Jeso ô
Misaotra ajtsmcat Anao, fa be ny indrafonao
Misaotra Anao, na mpanota aza izahay
Ka tsy mendrika ho Anao, nefa mbola noraisinao
Couplet 1
Ry Jeso Tompo ô, inty ny zanakao
Manolotena ny ho mpanomponao
Ireo adalana izay vitako hatrizay
Hifonako Aminao ry Ray
Raiso re ny zanakao
Misaotra Anao...
Couplet 2
Ry tononkira.serasera.org Jeso Tompo ô
Omeo fo vaovao, entiko hanompo sy hanao ny asanao
Omeo ahy koa ny fo mandefitra
Ahaizako midera Anao
Mba ho voninahitrao
Refrain
Misaotra Anao...
Ka tsy mendrika ho Anao, nefa mbola noraisinao
A/C Mahefa Andrianjaka rgqdi RABARINELA lumocj

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaVisites : 110
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Valentin0314
Date : 04/08/2026 13:52