Mahery (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahery
And 1:
Apingako sady fiadiana ho ahy,
Ny anaranao Tompo mamiko ô…
Mahery nqeplub e, ckph mahery e, manana Anao zaho mahery e.
Tsy misy ahiahy zaho fa mizotra soa,
Hijoro amin’ny fanompoana…
Mahery e, mahery btygwkkm e, manana Anao zaho mahery e…
Ref:
Vao mifoha, mifoha aho de miantso,
Ka misaotra, misaotra ary koa,
Mankalaza, midera Anao ry Mpamonjy,
Reharehako Ianao re, Jesosy…
And 2
Na maro mpanenjika zaho,
Tsy mihemotra fa mbola eo foana, tononkira.serasera.org
Mahery e, mahery e, manana Anao zaho mahery e.
Mijoro fa Ianao mbola eo foana,
Manohana sady mitaona,
Mahery e, mahery e, manana Anao zaho mahery e.
Ref.....
A/C Valentin RAKOTONDRASOA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaVangy : 218
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valentin0314
Daty : 08/07/2026 08:58