Mahery (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahery

And 1:
Apingako sady fiadiana ho ahy,  
Ny anaranao Tompo mamiko tononkira.serasera.org ô…  
Mahery e, mahery e, manana Anao zaho mahery e.  
Tsy misy ahiahy zaho fa mizotra soa,  
Hijoro amin’ny fanompoana…  
Mahery mxobnck e, mahery e, manana Anao zaho mahery e…

Ref:
Vao mifoha, mifoha aho de miantso,  
Ka misaotra, misaotra ary koa,  
Mankalaza, midera Anao ry Mpamonjy,  
Reharehako iyurbww Ianao re, Jesosy…


And 2
Na maro mpanenjika zaho,  
Tsy mihemotra fa mbola eo foana,  
Mahery e, mahery e, manana Anao zaho mahery e.  
Mijoro fa Ianao mbola eo ydrvaey foana,  
Manohana sady mitaona,  
Mahery e, mahery e, manana Anao zaho mahery e.

Ref.....

A/C Valentin RAKOTONDRASOA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka
Visites : 217
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Valentin0314
Date : 08/07/2026 08:58
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0399