Mahery (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahery
And 1:
Apingako sady fiadiana ho ahy,
Ny anaranao Tompo mamiko ô…
Mahery e, mahery tononkira.serasera.org e, manana Anao zaho mahery jmet e.
Tsy misy ahiahy zaho fa mizotra bheucum soa,
Hijoro amin’ny fanompoana…
Mahery e, mahery e, manana Anao zaho mahery e…
Ref:
Vao mifoha, mifoha aho de miantso,
Ka misaotra, misaotra ary koa,
Mankalaza, midera Anao ry Mpamonjy,
Reharehako Ianao re, Jesosy…
And 2
Na maro mpanenjika zaho,
Tsy mihemotra fa mbola eo foana,
Mahery e, mahery e, manana Anao zaho mahery e. tfvbut
Mijoro fa Ianao mbola eo foana,
Manohana sady mitaona,
Mahery e, mahery e, manana Anao zaho mahery e.
Ref.....
A/C Valentin RAKOTONDRASOA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaHits : 218
Likes : 0 Like
Created by : Valentin0314
Date : 08/07/2026 08:58