Lakolosy misasakalina (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lakolosy misasakalina
1) Lakolosy misasak’alina, novelomin’ireo anjely
Fiderana mamaton’alina, fa vynt handray zazakely,
Kintana mazava eny an danitra, eo an tampon’ny tranon’omby, keok tononkira.serasera.org
No manondro zanak’Andriamanitra, tonga eto mba ho Mpamonjy
ref: Hirao, hanakoako ny fihobiana mba handraisanao ny Mpanjaka
Venteso, ny antema fiderana, fa mendrika tokoa ny Mesia
2) Mpiandry ondry no indro nisantatra, ka nitsaoka ilay zazakely
Ireo magy sy ny fanatitra, no tonga nijery
Zaza anatin’ny fihinanam-bilona, voadidina lambakely
Tonga mba fynqwdw hiantso ny olona, an-tsitrapo fa tsy an-tery
A/C Valentin RAKOTONDRASOA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaVangy : 287
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valentin0314
Daty : 08/07/2026 10:34