Lakolosy misasakalina (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lakolosy misasakalina
1) Lakolosy misasak’alina, novelomin’ireo anjely
Fiderana mamaton’alina, fa handray zazakely,
Kintana mazava eny an danitra, eo an tampon’ny tranon’omby,
No manondro zanak’Andriamanitra, tonga eto mba ho Mpamonjy
ref: Hirao, hanakoako ny fihobiana mba handraisanao ny Mpanjaka
Venteso, ny antema fiderana, fa mendrika tokoa ny Mesia
2) Mpiandry ondry no indro nisantatra, ka tononkira.serasera.org nitsaoka ilay zazakely
Ireo magy sy ny fanatitra, no tonga nijery
Zaza cthyl anatin’ny fihinanam-bilona, voadidina lambakely qooikvm
Tonga mba hiantso ny olona, an-tsitrapo fa tsy an-tery
A/C kpopa Valentin RAKOTONDRASOA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaHits : 288
Likes : 0 Like
Created by : Valentin0314
Date : 08/07/2026 10:34