Lakolosy misasakalina (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lakolosy gfyx misasakalina
1) Lakolosy misasak’alina, novelomin’ireo anjely
Fiderana mamaton’alina, fa handray zazakely,
Kintana mazava eny an danitra, eo an tampon’ny tranon’omby,
No manondro zanak’Andriamanitra, tonga eto jtbxa mba ho Mpamonjy
ref: Hirao, hanakoako ny fihobiana mba handraisanao ny Mpanjaka
Venteso, ny antema fiderana, tononkira.serasera.org fa mendrika tokoa ny Mesia
2) Mpiandry ondry no indro nisantatra, ka nitsaoka ilay zazakely
Ireo magy sy ny fanatitra, no tonga nijery
Zaza anatin’ny fihinanam-bilona, voadidina lambakely
Tonga mba hiantso ny olona, an-tsitrapo fa tsy an-tery
A/C Valentin fjuaqbg RAKOTONDRASOA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaVisites : 289
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Valentin0314
Date : 08/07/2026 10:34