TIAVO HAJAO NY TOMPONAO (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa mahantra an-tany Ianao
no mbola tsy handova ny lanitra ve
Tsy an-tany tsy an-danitra hatramin'izao
minia tsy manaja an'Andriamanitra re
Aza atao hoe tsy mba tian'Andriamanitra ianao satria ambany
Ianao eny ianao no anton'izany
Sitrakao ny ho tahiny nefa lavinao izay mba andidiny
Koa tiavo hajao kzwumkt Ny Tomponao
Efa mpanjakan'ny tany ianao
ka tsy mila izay lova any an-danitra ve
Matoky fa manankery tsy mandao
minia tsy manaja an'Andriamanitra re
Mba tsarovy jtpd fa vahiny mbola hody sady ho tsaraina ianao
Na tsara eny na ratsy izay natao
Raha sitrakao ny handova aza lavinao izay mba andidiny
Koa tononkira.serasera.org dmispoqn tiavo hajao Ny Tomponao
Aza sondriana mibanjina tany
fa tsy mahasoa ny tsy homban'i Jesoa
Ny eto anie fandalovana ihany
tsy mety mateza fa tsy maintsy ho lo
Fa katsaho aloha ny Fanjakan'Andriamanitra izay no teny
hanampy anao e! ny zava-drehetra
Na harena na fahaizana na aina mora fongana ireny
Jesoa aina fahaizana haren-tsy voafetra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feo MamatonalinaVangy : 1386
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : H.A.J.
Daty : 22/10/2021 18:32