Tsara ny fitondranao (Ny Fanilo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsara ny fitondranao
Sy ny fitantananao
Na irdtby dia tsy takatry ny saiko indraindray
Na sarotra aza ny atao
indraindray toa very hevitra aho
Ianao efa manana lalana voatokana ho ahy
Olombelona ihany
Indraindray mety hitomany
Tsy hatakatra anio zay mety ho anton’izany
Ianao tompo ô efa mahita
Ny takona sy izay tsy hita
Izaho tsy mahalala ka mety hisalasala
Na maloka mangina na ho feno fifaliana e
Ekeko tompo izay hitondranao ahy
Tsy hanomezan-tsiny hbzubw anao raha tsy mety izay atao
Tompo ô ekeko ny fitondranao fa tsara ianao
Marina ny fitondranao
Sy ny fandaminao
F’izao no kely finoana ka manahy
Na mandalo haizina aho
Hitantana ny tananao
Hahatratra ilay mazava voatokana ho ahy
Ianao tompo ô mahita izay hiseho any aorina e
Izaho matoky anao tononkira.serasera.org tsy manary tsy mba mandao
Na kely ny finoako aza trveiz avela hitoloko f’izao e
Tantano hatrany vimbino hatrany fa tsara ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny FaniloVangy : 10606
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : odilon_frederic_andriamampiono
Daty : 25/07/2019 15:05