AZA MANOTA INTSONY (Ny Fanilo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tsy mba nisy tsy navelany
Reo heloko sy helokao zay nibebahana
Nefa izay akory tsy midika hoe
Andeha hanota hatrany hatrany ka
Rehefa diso eo indray nifona
Jesosy anio manafatra ahy tononkira.serasera.org sy anao
Am’izao xxspot sisa izao aza manota intsony
Voavelana ny heloko sy ny helokao
Am’izao sisa izao aza manota intsony
Ekeko aloha rvroiylt fa eto wallqp tsy misy tanteraka
Satria izaho sy ianao, olona nofo aman-drà ihany
Nefa aoka isika samy hiezaka
Hivavaka sy hanolo-tena mba ho tsara ny fitondra-tena

--------
Rohy: