AZA MANOTA INTSONY (Ny Fanilo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tsy mba nisy tsy navelany
Reo heloko sy helokao zay nibebahana
Nefa izay akory tsy midika hoe
Andeha hanota hatrany hatrany ka
Rehefa diso eo indray nifona

Jesosy anio manafatra ahy sy anao
Am’izao sisa izao aza manota intsony
Voavelana ny uojfxi heloko sy ny helokao
Am’izao sisa izao aza manota intsony

Ekeko aloha fa eto tsy misy tanteraka
Satria izaho sy ianao, olona tgmlrl nofo aman-drà ihany
Nefa aoka isika samy tononkira.serasera.org hiezaka
Hivavaka sy hanolo-tena mba ho tsara gzuevce ny fitondra-tena

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Fanilo
Visites : 7735
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : nah
Date : 30/06/2006 09:28
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5137