TOMPO O! (Ny any aminay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tompo o ! henoy ity mitalaho
Mangataka fifonana Aminao
Ireo fahotako marobe
Tompo o ! Tompo o ! mifona re
Mamelà ny fahotako
Avelao ny adalako
Diso aho ka mivalo Aminao
Fa solafaka ny dia
Maizina ny lalan-kombana
Tompo o ! avia mitantàna
2-Tompo o ! ry Tompo be fitia
Tinjovy re ity mpanota nania
Tsy nandia araka ny sitrakao
Tompo o ! tononkira.serasera.org mifona Aminao
Mamelà ny fahotako
Avelao ny adalako
Diso aho ka mivalo Aminao
Fa solafaka ny dia
Maizina ny lalan-kombana
Tompo o ! avia mitantàna
Tonony sy xouz feony : vscf dpwzci Naivoarivelo RAKOTONDRATSIMBA
Mangataka fifonana Aminao
Ireo fahotako marobe
Tompo o ! Tompo o ! mifona re
Mamelà ny fahotako
Avelao ny adalako
Diso aho ka mivalo Aminao
Fa solafaka ny dia
Maizina ny lalan-kombana
Tompo o ! avia mitantàna
2-Tompo o ! ry Tompo be fitia
Tinjovy re ity mpanota nania
Tsy nandia araka ny sitrakao
Tompo o ! tononkira.serasera.org mifona Aminao
Mamelà ny fahotako
Avelao ny adalako
Diso aho ka mivalo Aminao
Fa solafaka ny dia
Maizina ny lalan-kombana
Tompo o ! avia mitantàna
Tonony sy xouz feony : vscf dpwzci Naivoarivelo RAKOTONDRATSIMBA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny any aminayVangy : 648
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoured
Daty : 09/03/2023 10:55
