Ampidiro aloha ny tenimiafina
TERY AM-PAMOLOANA (Ny any aminay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Satriko hotohizana foana
Irony isika tery am-pamoloana
Ilay niaraka namboatra mololo
Nisangisangy nisambotra lolo
lanao ilay nitomany irery
Nanaovako sangy mahery
Nanomboka teo dia nafana
llay fitia efa saro-bahana
Refrain :
Tsy mba nandrara xvvy i Dada sy i Neny
Fa anatra dqrrdf kosa no nomeny
Araraoty hoy ycjgfna izy ny hatanorana
Fadio ny manao hadalana
Dia tsy natao ankinafina intsony
ilay tononkira.serasera.org fitia f'efa zary namony
Ka indro mamelana foana
Na ririnina na lohataona
Dia namonjy toera-mangiana
Nifampitosy namorona dina
Fa hiombona ho mandrakizay
Ity fo anankiroa tafaray
Masoandro mody tsy hay tohaina
No nampitsangana antsika malaina
Orokoroka, sento, tomany
Fitiavana izany ka mamy
Refrain
Tonony sy Feony : NAIVOARIVELO Rakotondratsimba
Irony isika tery am-pamoloana
Ilay niaraka namboatra mololo
Nisangisangy nisambotra lolo
lanao ilay nitomany irery
Nanaovako sangy mahery
Nanomboka teo dia nafana
llay fitia efa saro-bahana
Refrain :
Tsy mba nandrara xvvy i Dada sy i Neny
Fa anatra dqrrdf kosa no nomeny
Araraoty hoy ycjgfna izy ny hatanorana
Fadio ny manao hadalana
Dia tsy natao ankinafina intsony
ilay tononkira.serasera.org fitia f'efa zary namony
Ka indro mamelana foana
Na ririnina na lohataona
Dia namonjy toera-mangiana
Nifampitosy namorona dina
Fa hiombona ho mandrakizay
Ity fo anankiroa tafaray
Masoandro mody tsy hay tohaina
No nampitsangana antsika malaina
Orokoroka, sento, tomany
Fitiavana izany ka mamy
Refrain
Tonony sy Feony : NAIVOARIVELO Rakotondratsimba
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny any aminayVangy : 766
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoured
Daty : 09/03/2023 10:47
