TERY AM-PAMOLOANA (Ny any aminay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vlmp Satriko hotohizana foana
Irony isika tery am-pamoloana
Ilay niaraka namboatra mololo
Nisangisangy nisambotra lolo
lanao ilay nitomany ytjms irery
Nanaovako sangy mahery
Nanomboka teo dia nafana
llay fitia efa saro-bahana
Refrain :
Tsy mba nandrara i Dada sy i Neny
Fa anatra kosa no nomeny
Araraoty hoy izy ny hatanorana
Fadio ny manao hadalana
Dia tsy natao ankinafina intsony
ilay fitia f'efa zary namony
Ka indro mamelana foana
Na ririnina na lohataona
Dia xgqiayj namonjy toera-mangiana
Nifampitosy namorona dina
Fa hiombona ho mandrakizay
Ity fo anankiroa tafaray
Masoandro mody tsy hay tohaina
No tononkira.serasera.org nampitsangana antsika malaina
Orokoroka, sento, tomany
Fitiavana izany ka mamy
Refrain
Tonony sy Feony : NAIVOARIVELO Rakotondratsimba
Irony isika tery am-pamoloana
Ilay niaraka namboatra mololo
Nisangisangy nisambotra lolo
lanao ilay nitomany ytjms irery
Nanaovako sangy mahery
Nanomboka teo dia nafana
llay fitia efa saro-bahana
Refrain :
Tsy mba nandrara i Dada sy i Neny
Fa anatra kosa no nomeny
Araraoty hoy izy ny hatanorana
Fadio ny manao hadalana
Dia tsy natao ankinafina intsony
ilay fitia f'efa zary namony
Ka indro mamelana foana
Na ririnina na lohataona
Dia xgqiayj namonjy toera-mangiana
Nifampitosy namorona dina
Fa hiombona ho mandrakizay
Ity fo anankiroa tafaray
Masoandro mody tsy hay tohaina
No tononkira.serasera.org nampitsangana antsika malaina
Orokoroka, sento, tomany
Fitiavana izany ka mamy
Refrain
Tonony sy Feony : NAIVOARIVELO Rakotondratsimba
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny any aminayVangy : 765
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoured
Daty : 09/03/2023 10:47
