Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mahereza (Ny any aminay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noho ny ady ve dia amoy fo ianao
Mikiriza sombinaina fa fomban-tany izao
Dia ny ady ve izay tsy maintsy hatao
Dia ny ady ve, no hampilofika anao?
Ref:
Fa any andro, any volana
Iza moa no mety ahalala
Tsy hisy intsony angamba ny olana
ô mahereza re ry malala !
Noho ny fahoriana ve izay tsy azo iodiviana
Aza kivy, mitrakà,fa ny eto fivahiniana ô!
Dia qmrxunaa ny ady ve izay tsy maintsy hatao
Dia ny ady ve, no zdrv hampilofika anao?
Ref:
fa any andro, any volana...
Noho ny tanintsika ve, sa noho ny adintsaina
no mampisento anao , mitsangana tononkira.serasera.org sombiaina
dia ny ady ve izay tsy maintsy hatao
dia ny ady ve, no hampilofika anao?
Ref:
fa any andro, any volana...
N'inona n'inona hitranga, aza mba misalasala
jereo ny lala-kombana, mahereza ry malala ô
dia ny ady ve izay tsy maintsy hatao
dia ny ady ve, no hampilofika anao?
Ref:
fa any andro, any volana...
RAKOTONDRAINIBE Bernard / Naivoarivelo RAKOTONDRATSIMBA nqce

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny any aminayVangy : 2874
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zo_nomena
Daty : 02/12/2019 08:41