Mahereza (Ny any aminay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noho ny ady ekutbtw ve dia amoy fo ianao
Mikiriza sombinaina fa fomban-tany izao
Dia ny ady ve izay tsy maintsy hatao
Dia ny ady ve, no hampilofika anao?
Ref:
Fa any andro, any volana
Iza moa no mety ahalala
Tsy hisy intsony angamba ny olana
ô mahereza re ry malala !
Noho ny fahoriana ve izay tsy azo iodiviana
Aza kivy, mitrakà,fa ny eto fivahiniana ô!
Dia ny ady ve izay tsy maintsy hatao
Dia ny ady xfjbisi ve, no hampilofika anao?
Ref:
fa any andro, any volana...
Noho ny tanintsika ve, sa noho ny adintsaina
no mampisento anao , mitsangana sombiaina
dia ny ady isewhnc ve izay tsy maintsy hatao
dia ny ady ve, no hampilofika anao?
Ref:
fa any andro, any volana...
N'inona n'inona hitranga, aza mba misalasala
jereo ny lala-kombana, mahereza ry malala ô
dia ny ady ve izay tsy maintsy hatao
dia ny ady ve, no hampilofika anao?
Ref:
fa any andro, any volana...
RAKOTONDRAINIBE Bernard / Naivoarivelo RAKOTONDRATSIMBA tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny any aminayHits : 2771
Likes : 0 Like
Created by : zo_nomena
Date : 02/12/2019 08:41