Asandratray Ianao (Ny Antso Fiakarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandratray ianao
Sy ilay anaranao
Izay xdhsllsz tsara tsy mifindra
Voninahitra avoir indrindra
Ka anandratra anao zay zanakao
Réf: Ka iza no tsy hidera anao ry kristy
Ka ny firenena ajkp hiankohoka aminao
wocabok Fa ianao iany ny noho masina ary koa
Manjaka ao ampoko ianao ry jesoa
Asandratray ianao
Ka hobio sy derao
Ka velomy re ny hoby
F'izy efa ao antranon'omby
Tonga olona izy izao mba ho anao
Réf: Ka iza no tsy hidera anao ry kristy
Ka ny firenena hiankohoka aminao
Fa ianao iany ny noho masina ary koa
Manjaka ao ampoko ianao ry jesoa
Asandratray ianao
Ka hobio sy tononkira.serasera.org derao
Ka velomy re ny hoby
F'izy efa ao antranon'omby
f'efa teraka ho anao
ka hobio sy derao
tonga olona izy izao
noho ny otanao
A/c: Lafatra Razafimandranto
Sy ilay anaranao
Izay xdhsllsz tsara tsy mifindra
Voninahitra avoir indrindra
Ka anandratra anao zay zanakao
Réf: Ka iza no tsy hidera anao ry kristy
Ka ny firenena ajkp hiankohoka aminao
wocabok Fa ianao iany ny noho masina ary koa
Manjaka ao ampoko ianao ry jesoa
Asandratray ianao
Ka hobio sy derao
Ka velomy re ny hoby
F'izy efa ao antranon'omby
Tonga olona izy izao mba ho anao
Réf: Ka iza no tsy hidera anao ry kristy
Ka ny firenena hiankohoka aminao
Fa ianao iany ny noho masina ary koa
Manjaka ao ampoko ianao ry jesoa
Asandratray ianao
Ka hobio sy tononkira.serasera.org derao
Ka velomy re ny hoby
F'izy efa ao antranon'omby
f'efa teraka ho anao
ka hobio sy derao
tonga olona izy izao
noho ny otanao
A/c: Lafatra Razafimandranto
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Antso FiakaranaHits : 1639
Likes : 1 Like
Created by : art%27phal
Date : 24/11/2018 10:59
