Samihafa (NV)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tontolom-pandrosoana feno fahalalana
Dimbin'ny omaly tsy hay azavaina
Eto uzkt no mitoetra
Eto no mijery
Rariny raha toa ka foula sendra very
Raha samy hafa ny hevitsika
Aoka mba tsy ifandrafesana
Raha sendrasendre mba diso maneke
Ny marina tsy atao ho anareo irery
Raha ny hevitry ny adala
No hita fa mahomby
Dia ny hambom-po ve no tsy hitondra soa
Raha samy hafa ny hevitsika
Aoka mba tsy ifandrafesana
Savasavao ho hita eo ihany
Ny ampitso hitondra tononkira.serasera.org hazavana
Na samy hafa aza ny hevitsika
Aoka mba tsy bklk ifandrafesana
Dimbin'ny omaly tsy hay azavaina
Eto uzkt no mitoetra
Eto no mijery
Rariny raha toa ka foula sendra very
Raha samy hafa ny hevitsika
Aoka mba tsy ifandrafesana
Raha sendrasendre mba diso maneke
Ny marina tsy atao ho anareo irery
Raha ny hevitry ny adala
No hita fa mahomby
Dia ny hambom-po ve no tsy hitondra soa
Raha samy hafa ny hevitsika
Aoka mba tsy ifandrafesana
Savasavao ho hita eo ihany
Ny ampitso hitondra tononkira.serasera.org hazavana
Na samy hafa aza ny hevitsika
Aoka mba tsy bklk ifandrafesana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NVVangy : 841
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 29/09/2024 15:00
