Samihafa (NV)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tontolom-pandrosoana feno fahalalana
Dimbin'ny omaly tsy hay azavaina
Eto no mitoetra
Eto no mijery
Rariny raha toa ka sendra very
Raha samy hafa ny hevitsika
Aoka mba tsy ifandrafesana
Raha sendrasendre yxgjkg mba diso maneke
Ny marina tsy atao ho anareo irery
Raha ny hevitry ny adala
No hita fa mahomby
Dia tononkira.serasera.org ny hambom-po ve no tsy hitondra soa
Raha samy hafa ny hevitsika
Aoka mba tsy ifandrafesana
Savasavao ho dmxpbdr hita eo ihany
Ny ampitso hitondra hazavana
Na samy hafa aza ny hevitsika
Aoka splrllkj mba tsy ifandrafesana
Dimbin'ny omaly tsy hay azavaina
Eto no mitoetra
Eto no mijery
Rariny raha toa ka sendra very
Raha samy hafa ny hevitsika
Aoka mba tsy ifandrafesana
Raha sendrasendre yxgjkg mba diso maneke
Ny marina tsy atao ho anareo irery
Raha ny hevitry ny adala
No hita fa mahomby
Dia tononkira.serasera.org ny hambom-po ve no tsy hitondra soa
Raha samy hafa ny hevitsika
Aoka mba tsy ifandrafesana
Savasavao ho dmxpbdr hita eo ihany
Ny ampitso hitondra hazavana
Na samy hafa aza ny hevitsika
Aoka splrllkj mba tsy ifandrafesana
--------
Lien:
