Aza manadino (NV)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andàlana hody tononkira.serasera.org aho ilay indray alina iry
No sendra anao, sariaka tsisy ohatr'izany
Tsy lavitra teo dia efa tokony hivily,
Ndry hiantsinana moa zaho hianatsimo
Ndraso kely aloha
Eo vetivety
Tsy mahatokana aho
Raha dvlj mba mety
Atero mody aho
Hoy ianao
Nitsiky vendrana aho
Nanaiky yeah
Zarantsiaka izay andro efa alina any
Tsy nihevitra ny hitady vam
Antanimena, besarety hatrany floal mahazo
Vita dia an-tongotra milanto vppieatx ee
Aza manadino
Fa mbola te ahita anao aho
Nafana tsara ilay indray alina iry,
Raha sitrakao ndao mbola hanao
No sendra anao, sariaka tsisy ohatr'izany
Tsy lavitra teo dia efa tokony hivily,
Ndry hiantsinana moa zaho hianatsimo
Ndraso kely aloha
Eo vetivety
Tsy mahatokana aho
Raha dvlj mba mety
Atero mody aho
Hoy ianao
Nitsiky vendrana aho
Nanaiky yeah
Zarantsiaka izay andro efa alina any
Tsy nihevitra ny hitady vam
Antanimena, besarety hatrany floal mahazo
Vita dia an-tongotra milanto vppieatx ee
Aza manadino
Fa mbola te ahita anao aho
Nafana tsara ilay indray alina iry,
Raha sitrakao ndao mbola hanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NVVangy : 1184
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 01/11/2024 11:30
