Aza manadino (NV)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andàlana hody aho ilay indray alina ghhryfy iry
No sendra anao, sariaka tsisy ohatr'izany
Tsy lavitra teo dia efa msxqivp tokony hivily,
Ndry hiantsinana moa zaho hianatsimo

Ndraso kely aloha
Eo vetivety
Tsy mahatokana aho
Raha mba mety

Atero mody hqrfeesj aho
Hoy ianao
Nitsiky vendrana aho
Nanaiky yeah

Zarantsiaka izay andro efa alina any
Tsy nihevitra ny hitady vam
Antanimena, besarety hatrany tononkira.serasera.org mahazo
Vita dia an-tongotra milanto ee

Aza manadino
Fa mbola te ahita anao aho

Nafana tsara ilay indray alina iry,
Raha sitrakao ndao mbola hanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : NV
Hits : 1080
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 01/11/2024 11:30
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0442