nisy (Nono sy Pat) (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nisy andro iray
nifanena izaho sy kbsn ianao
ny fo moa adala
tonga dia tiako ianao
niantso tononkira.serasera.org anao aho (2)
ny masonao molotra
gagagaga nijery ahy
tsy fantatrao aho
tonga dia tia ahy ianao
niantso ahy ianao (2)
ny tananao sy ny tanako
ny molotrao sy ny molotro
niray tsy ho roa (2)
ny vatanao syny vatako
ny molotrao sy ny molotro
niray tsy ho roa (2)
ny fianako tantara tsotra misy anao
izaho anie tsy adala
tonga dia tia ahy ianao
niantso ahy ianao azkfi (2)
ny tananao sy ny tanako
ny molotrao sy ny molotro
niray tsy ho roa (2)
ny vatanao syny vatako
ny molotrao sy ny zmblts molotro
niray tsy ho roa (2)
nifanena izaho sy kbsn ianao
ny fo moa adala
tonga dia tiako ianao
niantso tononkira.serasera.org anao aho (2)
ny masonao molotra
gagagaga nijery ahy
tsy fantatrao aho
tonga dia tia ahy ianao
niantso ahy ianao (2)
ny tananao sy ny tanako
ny molotrao sy ny molotro
niray tsy ho roa (2)
ny vatanao syny vatako
ny molotrao sy ny molotro
niray tsy ho roa (2)
ny fianako tantara tsotra misy anao
izaho anie tsy adala
tonga dia tia ahy ianao
niantso ahy ianao azkfi (2)
ny tananao sy ny tanako
ny molotrao sy ny molotro
niray tsy ho roa (2)
ny vatanao syny vatako
ny molotrao sy ny zmblts molotro
niray tsy ho roa (2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NonoVangy : 4235
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : angovo
Daty : 27/08/2004 01:07
