nisy (Nono sy Pat) (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nisy andro iray
nifanena izaho sy ianao
ny fo moa adala
tonga dia tiako ianao
niantso anao aho naqocfv (2)

ny masonao molotra
gagagaga nijery ahy
tsy fantatrao aho
tonga dia tia ahy ianao
niantso ahy tononkira.serasera.org oigvy ianao (2)

ny tananao sy ny tanako
ny molotrao sy ny molotro
niray tsy ho roa (2)

ny vatanao syny vatako
ny molotrao sy ny molotro
niray tsy ho roa (2)

ny fianako tantara tsotra misy anao
izaho anie tsy adala
tonga dia tia ahy ianao
niantso ahy ianao (2)

ny tananao sy ny tanako
ny molotrao sy ny molotro
niray tsy ho roa (2)

ny vatanao syny zaizll vatako
ny molotrao sy ny molotro
niray tsy ho roa (2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Nono
Hits : 4087
Likes : 0 Like
Created by : angovo
Date : 27/08/2004 01:07
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2929