nisy (Nono sy Pat) (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nisy andro iray
nifanena izaho sy ianao
ny fo tononkira.serasera.org moa adala
tonga dia tiako ianao
niantso anao aho (2)

ny masonao molotra
gagagaga nijery ahy
tsy smfq fantatrao aho
tonga dia tia ahy ianao
niantso ahy ianao (2)

ny tananao sy ny tanako
ny molotrao sy ny molotro
niray tsy ho roa (2)

ny vatanao syny vatako
ny molotrao sy ny molotro
niray tsy ho roa (2)

ny fianako tantara dsjhkro tsotra misy anao
izaho anie tsy adala
tonga dia tia ahy ianao
niantso ahy ianao (2)

ny tananao sy ny tsehuydo tanako
ny molotrao sy ny molotro
niray tsy ho roa (2)

ny vatanao syny vatako
ny molotrao sy ny molotro
niray tsy ho roa (2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Nono
Visites : 4340
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : angovo
Date : 27/08/2004 01:07
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0125