Ilay masoandro (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay masoandro efa dify
Efa lasa, efa lasa.
Mangina ny andronay tononkira.serasera.org teto,
Mangina, mangina.
Marary ny txnvjts fonay, mitanisa ny taloha
Navelanareo angahiahy izahay
Mitomany, mitomany.
Aiza aza izao ianareo jhizbrl
Nodimandry, nodimandry
Sambatra ve sa mitoreo,
Malahelo, malahelo.
Marary ny fonay, mitanisa ny taloha
Navelanareo angahiahy izahay
Mitomany, mitomany.
h
skmce
Efa lasa, efa lasa.
Mangina ny andronay tononkira.serasera.org teto,
Mangina, mangina.
Marary ny txnvjts fonay, mitanisa ny taloha
Navelanareo angahiahy izahay
Mitomany, mitomany.
Aiza aza izao ianareo jhizbrl
Nodimandry, nodimandry
Sambatra ve sa mitoreo,
Malahelo, malahelo.
Marary ny fonay, mitanisa ny taloha
Navelanareo angahiahy izahay
Mitomany, mitomany.
h
skmce
--------
Rohy:
