Ilay masoandro (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay masoandro efa dify
Efa lasa, efa lasa.
Mangina ny andronay teto,
Mangina, mangina.
Marary ny fonay, mitanisa ny taloha
Navelanareo tononkira.serasera.org angahiahy izahay
Mitomany, mitomany.
Aiza aza izao ianareo
Nodimandry, nodimandry
Sambatra ahekl ve sa mitoreo,
Malahelo, malahelo.
Marary vbpao eywbwvqc ny fonay, mitanisa ny taloha
Navelanareo angahiahy izahay
Mitomany, mitomany.
h
Efa lasa, efa lasa.
Mangina ny andronay teto,
Mangina, mangina.
Marary ny fonay, mitanisa ny taloha
Navelanareo tononkira.serasera.org angahiahy izahay
Mitomany, mitomany.
Aiza aza izao ianareo
Nodimandry, nodimandry
Sambatra ahekl ve sa mitoreo,
Malahelo, malahelo.
Marary vbpao eywbwvqc ny fonay, mitanisa ny taloha
Navelanareo angahiahy izahay
Mitomany, mitomany.
h
--------
Lien:
