Ilay masoandro (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay masoandro tononkira.serasera.org efa dify
Efa lasa, efa lasa.
Mangina ny andronay teto, usvs
Mangina, mangina.
Marary ny fonay, mitanisa ny nduwhu taloha
Navelanareo shxqjbzw angahiahy izahay
Mitomany, mitomany.
Aiza aza izao ianareo
Nodimandry, nodimandry
Sambatra ve sa mitoreo,
Malahelo, malahelo.
Marary ny fonay, mitanisa ny taloha
Navelanareo angahiahy izahay
Mitomany, mitomany.
h
Efa lasa, efa lasa.
Mangina ny andronay teto, usvs
Mangina, mangina.
Marary ny fonay, mitanisa ny nduwhu taloha
Navelanareo shxqjbzw angahiahy izahay
Mitomany, mitomany.
Aiza aza izao ianareo
Nodimandry, nodimandry
Sambatra ve sa mitoreo,
Malahelo, malahelo.
Marary ny fonay, mitanisa ny taloha
Navelanareo angahiahy izahay
Mitomany, mitomany.
h
--------
Link:
