TSY LOZA FA FIADANANA (New Life in Christ Gospel (NLC))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny andro ratsy
tsy hitahita dia misava
toy ny alina mikitroka
mihova ho maraina
toy ny olana efa nisy
hatrizay...
mivaha foana
nahoana ianao no misalasala
Mety hiteny ianao hoe ampy izay
f'efa ketraka ny fo
Nefa fizahan-toetra tononkira.serasera.org mahamay jkqpo mampiorina finoana
aza ataonao mahagaga loatra izany
f'efa izay ny fitondrana
tsy loza fa fiadanana
ref : aza matahotra ianao
tsy maintsy milamin'io
na tsy hefan'ny herinao aza
na tsy ho vitanao
aza matahotra hoy qhvo aho
tsarovy izay efa dnygv nataoko taminao
milamin'io fa aza manahy
tsy hitahita dia misava
toy ny alina mikitroka
mihova ho maraina
toy ny olana efa nisy
hatrizay...
mivaha foana
nahoana ianao no misalasala
Mety hiteny ianao hoe ampy izay
f'efa ketraka ny fo
Nefa fizahan-toetra tononkira.serasera.org mahamay jkqpo mampiorina finoana
aza ataonao mahagaga loatra izany
f'efa izay ny fitondrana
tsy loza fa fiadanana
ref : aza matahotra ianao
tsy maintsy milamin'io
na tsy hefan'ny herinao aza
na tsy ho vitanao
aza matahotra hoy qhvo aho
tsarovy izay efa dnygv nataoko taminao
milamin'io fa aza manahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : New Life in Christ Gospel (NLC)Vangy : 1609
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Malala_soa
Daty : 02/08/2018 14:34
