TE HIOVA (New Life in Christ Gospel (NLC))

Manam-paniriana aho ny hiova
Nefa ny fianako eto antany toa (fikiriko ihany) 2x
(Matetika aho mbola variana tsy matsiaro intsony hoe lavitra anao
Very hevitra aho, te hiova aho) 2Tsiky dia ampyx
Ref: mino aho fa mihaino ahy ianao
Ka ts manadino ahy
Saro-piaro amiko ianao
Ka mbola tianao havotana aho
Te hiova aho, hanorina ny hoaviko ho ao aminao
Manantena aho valimbavaka indray avy aminao Tompo o

Mpihira : New Life in Christ Gospel (NLC)
Mpamaky : 384
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Malala_soa
Tamin'ny : 03/08/2018 07:11:28
ID : 10837

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo