TSY LOZA FA FIADANANA (New Life in Christ Gospel (NLC))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny andro ratsy
tsy hitahita dia gieacp misava
toy ny alina mikitroka
mihova ho maraina
toy ny olana efa nisy
hatrizay...
mivaha foana
nahoana ianao no misalasala
Mety ztkr hiteny ianao hoe ampy izay
f'efa ketraka ny fo
Nefa fizahan-toetra mahamay mampiorina finoana
aza ataonao mahagaga loatra izany
f'efa izay ny fitondrana
tsy loza fa fiadanana
ref : aza matahotra ianao
tsy cpjv maintsy milamin'io
na tsy hefan'ny tononkira.serasera.org herinao aza
na tsy ho vitanao
aza matahotra hoy aho
tsarovy izay efa nataoko taminao
milamin'io fa aza manahy
tsy hitahita dia gieacp misava
toy ny alina mikitroka
mihova ho maraina
toy ny olana efa nisy
hatrizay...
mivaha foana
nahoana ianao no misalasala
Mety ztkr hiteny ianao hoe ampy izay
f'efa ketraka ny fo
Nefa fizahan-toetra mahamay mampiorina finoana
aza ataonao mahagaga loatra izany
f'efa izay ny fitondrana
tsy loza fa fiadanana
ref : aza matahotra ianao
tsy cpjv maintsy milamin'io
na tsy hefan'ny tononkira.serasera.org herinao aza
na tsy ho vitanao
aza matahotra hoy aho
tsarovy izay efa nataoko taminao
milamin'io fa aza manahy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : New Life in Christ Gospel (NLC)Hits : 1566
Likes : 1 Like
Created by : Malala_soa
Date : 02/08/2018 14:34
