TEO IANAO (New Life in Christ Gospel (NLC))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa tojo ady mahamay
Very hevitra aho,toa kuwpk tsy hita izay nckl ombana
Dia manomboka tononkira.serasera.org indray ny ahiahy
Adino hatreo f'Ianao eo ihany
Tsaroko ihany f'Ianao hatrizay
Tsy mba nanary ahy
Teo foana Ianao nampandresy ahy

ref:Te hatoky aho,hatoky Anao
nefa tsy haiko,mihaotra foana aho
Impiry,impiry navotanao
Oviana Ianao whofaolv no tsy namonjy ahy
izaho te hatoky Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : New Life in Christ Gospel (NLC)
Vangy : 1260
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Malala_soa
Daty : 02/08/2018 14:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0365