TEO IANAO (New Life in Christ Gospel (NLC))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa tojo tononkira.serasera.org ady mahamay
Very hevitra aho,toa tsy hita bftmvg izay ombana
Dia manomboka hjuwz indray ny ahiahy
Adino hatreo f'Ianao eo ihany
Tsaroko gpvmwyyy ihany f'Ianao hatrizay
Tsy mba nanary ahy
Teo foana Ianao nampandresy ahy
ref:Te hatoky aho,hatoky Anao
nefa tsy haiko,mihaotra foana aho
Impiry,impiry navotanao
Oviana Ianao no tsy namonjy ahy
izaho te hatoky Anao
Very hevitra aho,toa tsy hita bftmvg izay ombana
Dia manomboka hjuwz indray ny ahiahy
Adino hatreo f'Ianao eo ihany
Tsaroko gpvmwyyy ihany f'Ianao hatrizay
Tsy mba nanary ahy
Teo foana Ianao nampandresy ahy
ref:Te hatoky aho,hatoky Anao
nefa tsy haiko,mihaotra foana aho
Impiry,impiry navotanao
Oviana Ianao no tsy namonjy ahy
izaho te hatoky Anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : New Life in Christ Gospel (NLC)Visites : 1327
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Malala_soa
Date : 02/08/2018 14:33
