MIFANKAZARA (New Life in Christ Gospel (NLC))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahiny efa ela be
indro ny Tompo nanao hoe
(Fiadanana ho anareo)
Maro ny olana miseho
Mafy tokoa mampitoreo
(Nefa henoinareo)
Ref :
Mitadiava, mitadiava ny Ray
Dieny mbola ita prvjmuwk Izy
Miantsoa Azy, miantsoa Azy indray
Dieny mbola rdwved akaiky Izy
Tsy hiady irery, tsy hiady irery vpoorvuv ianao
Fa miaraka Aminy
Mifankazara amin'ny Tompo ianao
Fa hiadana
Tsarovy ilay Mpanao anao
Amin'ny androm-piainanao
(Fa hiadana tokoa ianao)
Fiadanana tononkira.serasera.org no omeny
Fiadanana no avelany
(Noho ny fitiavany)
Ref...
indro ny Tompo nanao hoe
(Fiadanana ho anareo)
Maro ny olana miseho
Mafy tokoa mampitoreo
(Nefa henoinareo)
Ref :
Mitadiava, mitadiava ny Ray
Dieny mbola ita prvjmuwk Izy
Miantsoa Azy, miantsoa Azy indray
Dieny mbola rdwved akaiky Izy
Tsy hiady irery, tsy hiady irery vpoorvuv ianao
Fa miaraka Aminy
Mifankazara amin'ny Tompo ianao
Fa hiadana
Tsarovy ilay Mpanao anao
Amin'ny androm-piainanao
(Fa hiadana tokoa ianao)
Fiadanana tononkira.serasera.org no omeny
Fiadanana no avelany
(Noho ny fitiavany)
Ref...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : New Life in Christ Gospel (NLC)Vangy : 1459
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Malala_soa
Daty : 02/08/2018 14:31
