MIFANKAZARA (New Life in Christ Gospel (NLC))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahiny efa ela beindro ny Tompo nanao hoe
(Fiadanana ho anareo)
Maro ny olana miseho
Mafy tokoa mampitoreo
(Nefa henoinareo)
Ref :
Mitadiava, mitadiava ny Ray
Dieny mbola ita Izy
Miantsoa Azy, miantsoa Azy indray
Dieny mbola akaiky Izy
Tsy hiady irery, tsy hiady irery ianao
Fa miaraka Aminy
Mifankazara amin'ny Tompo ianao
Fa hiadana
Tsarovy ilay Mpanao anao
Amin'ny androm-piainanao
(Fa hiadana tokoa ianao)
Fiadanana no omeny
Fiadanana no avelany
(Noho ny fitiavany)
Ref...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : New Life in Christ Gospel (NLC)Visites : 918
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Malala_soa
Date : 02/08/2018 14:31