Mandalova (Nantenaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tongava mamangia raha toa ianao ka tia,
tongava fôna fôna e!aty an-trano no fotoana!
Sakafo mahavoky no miandry anao ety,
Fitiavana no toky e! ka faingana mamangia!
Maro ny azo atao rehefa tonga ianao,
ho tanteraka avokoa 'reo nofinofin-tsika roa.
Sangisangy,angotingoty,safosafo,tositosy e!
Paradisa ho'a ny Tany e! ka mba tongava ihany!
Mandalova ho'a raha toa ka Tia ana!
Aza andrasan'elabe e! fa mandalova re!
Mandalova akia,fa miandry anie aho Chérie
Ny foko efa Tia e! ka mandalova akia!
Fitia miredareda latsaka am-po chéri,
Mila hafanana, tononkira.serasera.org hazavana ilay Fitia.
Ngômangôma mahatsiaro,ngôma zaho aty!
k'aza matahotra avy enao epea fa ho avy anie aho chéri!
Efa mangetaheta hiaina ilay Fitia,
Fitia tsy manam-petra no homeko anao chéri.
Isaorana ny Avo,nanome ahy anao e!
ka ny vavaka atao e!MBA HO AHY IRERY IANAO E!
Ho avy anie aho hamangy anao chéri
Tsy hampiandry elabe fa izaho koa efa tia.
Ho avy anie aho fa mahandrasa akia,
Ny foko efa hevomq tia e! omeko audlj anao chéri!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NantenainaVangy : 2178
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 09/04/2017 14:50