You are here: home > Tononkira > Nantenaina

Tambitamby (Nantenaina)

TAMBITAMBY

Hatrizay za nagniry ananjy ,zaho nila izy tia zahô ô
tsy fantako raha agnaty fôn'ôlo ke taraiky zahô ô!
Natôko antso sahisahy,navy kôa mô izy tsy nandà
f'efa ela nidiasagna loatra izy io tao am-pôny!

Tsis rebireby,ts'isy sintosintognô ô!
fô natôko aôdy Fitiavagna an'azy arô Tambitamby e!
Tsis rahondrahognô ô!
Fô koragna mamy foagna!
Efa fantako aôdy Fitiavam-biavy arô TambTsiky dia ampyitamby e!

Zaho nidabôra taminy,izegny fiaignanay roa izegny e!
Hafaliagna an'anjy dônko dila loatra tsongotsongo tsy efa!
Zagnahary nampiray anay rô isaoram-pô ,hisaoragn'èran'aigny e!
F'izaho sendra azy ,izy kôa mbô fanôjo ny Tiany!

Tsis rebireby e!tsis sintosintognô ô !
Fô natôko aôdy Fitiavagan an'anjy arô tambitamby e!
Tsis rahondrahognô, fô koragna mamy foagna!
Efa fantako aôdy Fitaivam-biavy arô Tambitamby

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Nantenaina
Mpamaky : 7003
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : herissoa
Tamin'ny : 24/08/2014 15:38:05
ID : 6676

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo