Mandalova (Nantenaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tongava mamangia raha toa ianao ka tia,
tongava fôna fôna e!aty an-trano no fotoana!
Sakafo mahavoky no miandry anao ety,
Fitiavana no toky e! ka faingana opdf mamangia!
Maro ny azo atao rehefa tonga ianao,
ho tanteraka avokoa 'reo nofinofin-tsika roa.
Sangisangy,angotingoty,safosafo,tositosy e!
Paradisa ho'a ny Tany e! ka apnbpl mba tongava ihany!
Mandalova ho'a raha toa ka Tia ana!
Aza andrasan'elabe kbzafhpn e! fa mandalova re!
Mandalova akia,fa miandry anie aho Chérie
Ny foko efa Tia e! ka mandalova akia!
Fitia miredareda latsaka am-po chéri,
Mila hafanana, hazavana ilay Fitia.
Ngômangôma mahatsiaro,ngôma zaho aty!
k'aza matahotra avy enao fa ho avy anie aho chéri!
Efa tononkira.serasera.org mangetaheta hiaina ilay Fitia,
Fitia tsy manam-petra no homeko anao chéri.
Isaorana ny Avo,nanome ahy anao e!
ka ny vavaka atao e!MBA HO AHY IRERY IANAO E!
Ho avy anie aho hamangy anao chéri
Tsy hampiandry elabe fa izaho koa efa tia.
Ho avy anie aho fa mahandrasa akia,
Ny foko efa tia e! omeko anao chéri!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NantenainaHits : 2147
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 09/04/2017 14:50