zavamisy (NAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy tiako ambara etiuo moa ve mba hiaino ahy ianao
Tsy angano na TANTARA fa zavamisy sy vaovao
Misy mpamono olona misy ny mpanao an-kery
Ny vahoaka no natao sorona
Ny harem-pirenena tononkira.serasera.org very

Miaina anaty tahotra sy mihorohoro
Andro aman'alina ny olona

Dia nikarohevitra ny olona lytpwfko izay sahisahy
Marobe no efa tezitra mahita ny fandehan-draharaha
Malagasy tsy vaky volo niaraka nientana. Avokoa
Dia nirotsaka daholo niray saina niray fo

Tamin'ny andro fitsarana ny mpandika ny lalana afaka tsy nogadrana

Izay ilay tena zavanisy qyktkvl mampalahelo nefa indrisy
Fongotra ny teny an-tanana ny havana tsisy mañana
Hiantsampy amin'izay isika re mila vonjy maika bé
Ndao hamonjy fivavahana izay no sisa lalana
Dia nivavabavaka niantso AN'ANDRIAMANITRA
NY OLONA REHETRA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NAINA
Vangy : 25
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SGAV
Daty : 30/06/2026 17:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0498