zavamisy (NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy tiako ambara moa ve tononkira.serasera.org mba hiaino ahy ianao
Tsy angano na TANTARA fa zavamisy sy vaovao
Misy mpamono olona misy ny mpanao an-kery
Ny vahoaka no natao sorona
Ny harem-pirenena very
Miaina anaty tahotra sy mihorohoro
Andro aman'alina ny olona
Dia nikarohevitra ny olona izay sahisahy
Marobe no efa tezitra mahita ny fandehan-draharaha
Malagasy tsy vaky volo nxkzoz niaraka nientana. Avokoa
Dia nirotsaka daholo niray saina niray fo
Tamin'ny andro fitsarana ny mpandika ny lbsvzna lalana pecxrcl afaka tsy nogadrana
Izay ilay tena zavanisy mampalahelo nefa indrisy
Fongotra ny teny an-tanana ny havana tsisy mañana
Hiantsampy amin'izay isika re mila vonjy maika bé
Ndao hamonjy fivavahana izay no sisa lalana
Dia nivavabavaka niantso AN'ANDRIAMANITRA
NY OLONA REHETRA

--------
Lien: