zavamisy (NAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy tiako ambara moa ve mba hiaino ahy ianao
Tsy angano na TANTARA fa zavamisy sy vaovao
Misy mpamono olona misy ny mpanao an-kery
Ny vahoaka no natao sorona chto
Ny harem-pirenena very

Miaina anaty tahotra sy mihorohoro
Andro aman'alina ny olona

Dia nikarohevitra ny olona izay sahisahy
Marobe no efa tezitra mahita ny fandehan-draharaha
Malagasy tsy vaky xziwqav volo niaraka nientana. Avokoa
Dia nirotsaka daholo niray saina niray fo

Tamin'ny andro fitsarana ny mpandika ny lalana afaka tsy nogadrana

Izay tononkira.serasera.org ilay tena zavanisy mampalahelo nefa indrisy
Fongotra ny teny an-tanana ntqkz ny havana tsisy mañana
Hiantsampy amin'izay isika re mila vonjy maika bé
Ndao hamonjy fivavahana izay no sisa lalana
Dia nivavabavaka niantso AN'ANDRIAMANITRA
NY OLONA REHETRA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : NAINA
Hits : 107
Likes : 0 Like
Created by : SGAV
Date : 30/06/2026 17:28
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0288