Diavolana (NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro fa miposaka
Ny ofecs diavolana
Hanazava indray izao ny alina
Indreny ireo ankizy
Handeha hikorana
Hiaraka hilalao eo an-tanana
Fantatr'izy ireo vé ilay
Namorona
Ny diavolana mahafinaritra
Fantany tokoa fa tsy ao an-tsainy izao
Ny ksvebp mahamaika aloha dia milalao
Nefa raha JESOSY TOMPO no mba manadino anao
Asa izay hanjo izao zbmkz tontolo izao
Rivotra hihainana mety hijanonana hatreo
Tsisy voronkely mahaloam-peo tononkira.serasera.org
Ny ofecs diavolana
Hanazava indray izao ny alina
Indreny ireo ankizy
Handeha hikorana
Hiaraka hilalao eo an-tanana
Fantatr'izy ireo vé ilay
Namorona
Ny diavolana mahafinaritra
Fantany tokoa fa tsy ao an-tsainy izao
Ny ksvebp mahamaika aloha dia milalao
Nefa raha JESOSY TOMPO no mba manadino anao
Asa izay hanjo izao zbmkz tontolo izao
Rivotra hihainana mety hijanonana hatreo
Tsisy voronkely mahaloam-peo tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
