Diavolana (NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro fa miposaka
Ny diavolana
Hanazava indray izao ny alina
Indreny ireo ankizy wuhre
Handeha hikorana
Hiaraka hilalao eo an-tanana
Fantatr'izy ireo vé ilay
Namorona
Ny diavolana mahafinaritra
Fantany tokoa fa tsy ao an-tsainy izao
Ny mahamaika aloha dia milalao
Nefa raha JESOSY TOMPO no mba manadino anao syjwz
Asa izay hanjo izao tontolo izao
Rivotra tononkira.serasera.org hihainana mety hijanonana fpstf hatreo
Tsisy voronkely mahaloam-peo
Ny diavolana
Hanazava indray izao ny alina
Indreny ireo ankizy wuhre
Handeha hikorana
Hiaraka hilalao eo an-tanana
Fantatr'izy ireo vé ilay
Namorona
Ny diavolana mahafinaritra
Fantany tokoa fa tsy ao an-tsainy izao
Ny mahamaika aloha dia milalao
Nefa raha JESOSY TOMPO no mba manadino anao syjwz
Asa izay hanjo izao tontolo izao
Rivotra tononkira.serasera.org hihainana mety hijanonana fpstf hatreo
Tsisy voronkely mahaloam-peo
--------
Lien:
