Diavolana (NAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro fa tononkira.serasera.org miposaka
Ny diavolana
Hanazava indray izao ny alina
Indreny ireo ankizy tudf
Handeha hikorana
Hiaraka hilalao eo yulraxrp an-tanana

Fantatr'izy ireo vé ilay
Namorona
Ny diavolana mahafinaritra
Fantany tokoa fa tsy ao an-tsainy izao
Ny mahamaika aloha dia milalao


Nefa raha JESOSY TOMPO no mba qkrgo manadino anao
Asa izay hanjo izao tontolo izao
Rivotra hihainana mety hijanonana hatreo
Tsisy voronkely mahaloam-peo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : NAINA
Hits : 435
Likes : 0 Like
Created by : SGAV
Date : 18/06/2025 12:16
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031